Politiques
- Détails
- Catégorie : Politiques
Feno zato andro ny 28 aprily no nitantanan'ny filohann'y repoblika Andry Rajoelina ny firenena. zato andro niasa ho an'ny vahoaka Malagasy. Nanao ny tatitry ny zava-bita nandritra io ampaham-potoana io ny filoham-pirenena tetsy amin'ny lapan'ny kolontsaina sy ny fantanjahan-tena, nanehoany tamin'ny vahoaka Malagasy ireo zava-bita ary koa nizarany ny zava-misy marina eto amin'ny firenena araka ny fametrahana ny mangarahara efa nolazainy. Nanehoan'ny filohan'ny repoblika Andry Rajoelina indray ny fahavonony hatrany hanavotra ny firenena miaraka amin'ny vahoaka Malagasy ka nanavaozany ireo velirano nataony io fotoana io.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Nambaran'ny mpitondra tenin'ny governamanta, ny minisitra Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, ny 23 aprily, fa ho fanatanterahina ny velirano nifanaovan'ny filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina tamin'ny vahoaka malagasy no hanatanterahina fitsapakevibahoaka.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Misy ny fikonokononana fanonganana ny filohan'ny antenimieran-doholona Rivo Rakotovao amin'izao antsaky ny volana aprily izao. Araka ny fantatra, efa misy ny fanangonan-tsonia ataon'ireo loholona ho fangatahana ny fanatanterahina fivoriana tsy ara-potoana.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Efa nisafidy tamin’ny alalan’ny fifidianana ny Filoha Macky Sall ny vahoaka senegale ny hanohizana ny vinan'asa, “Plan Sénégal Emergent” na PSE. Tao anatin'ny 5 taona dia niova tanteraka i Sénégal.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Le Président de la République de Madagascar, Andry Rajoelina, a quitté le pays dans la matinée du 31 mars 2019 pour le Sénégal. En effet, il est l'invité d'honneur de la cérémonie d'investiture du Président Sénégalais, Macky Sall, et aussi de la célébration des 59 ans d'indépendance du pays.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Ny fampielezankevitra, ny fampielezankevitra alohan’ny fotoana ary ny fiomanana amin’ny fampielezankevitra. Mazàna dia toa mitovy ny fiheveran’ny olompirenena ireo teboka telo voatanisa ireo, toy izao ny fintim-panazavana mikasika izany avy amin’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny CENI, dia ny filoha lefitra, Thierry Rakotonarivo.