Andry RAJOELINA

Ny fanadiovana ny sehatry ny fananan-tany dia tsy ananana namana, tsy ananana havana, tsy atahorana na iza na iza fa tsy maintsy ravana ireo tambazotra mpaka tanin’olona eto amin’ny Nosy.

Misaotra anareo mpilalao sy mpanazatra ary ny staff technique ny tenako.

Hafaliana ho ahy ny nandraisako ny delegasiona avy amin’ny Emirats Arabes Unis izay notarihan’ny Sheikh Shakhboot BIn Nahyan Al Nahyan, minisitry ny raharaham-bahiny sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena.

Dingana goavana amin’ny fanatanterahana ny tetikasa goavana Tanamasoandro no vita teto Abu Dahbi.

Am-pitiavana no iarahabako anareo reny rehetra amin'izao andro natokana ho fetinareo izao. Ianareo no loharano nipoirana , nanome aina sy nitaiza.

Vonona i Madagasikara hiroso amin'ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra amin'ny fitantanana ny raharaham-panjakana.