Ny teny hoe "reny" no fototry ny "firenena".

Andrin'ny fampandrosoana ny firenentsika ianareo reny ary miahy ny ankohonana. Mankahery anareo Reny rehetra .

Tsaroako ary ankahereziko manokana ireo reny, mananontena, miatrika irery ny famelomana ireo sombin’ny ainy.

Am-ponay isan’andro ary tsaroanay lalandava ny Fitiavanareo, dia ilay fitiavan-dreny tsy manan-tsahala.

Mirary fetin'ny reny sambatra ho an'ireo renim-pianakaviana Malagasy rehetra.