Socials
- Catégorie : Socials
Noraisin’ny filankevitry ny minisitra ny fankatoavana ny didy hitsivolana raisin’ny Filohampirenena
entina mankatoa ny famatsiambola mitentina 150.000.000 dôlara avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena, hoentina mampiditra jiro hoana tokatrano miisa 810.000 sy toeram-pitsaboana miisa 750 manerana ny Nosy.
- Catégorie : Socials
Le Président de la République Andry Rajoelina a continué sa visite à Toamasina, ce lundi 18 mars 2019 par une descente pour constater de visu les points de démarrage des nouvelles infrastructures, à savoir l’autoroute et le réaménagement du bord de Toamasina.
- Catégorie : Socials
Tonga eto amin’ny seranantsambon’i Toamasina ny vary mora 16 500 taonina izay haparitaka amin’ny faritra rehetra manerana ny Nosy. Tanteraka ny fampanantenananataon’ny filoha Andry Rajoelina amin’ny hanomezana vary amin’ny vidiny mirary ho an’ireo vahoaka malagasy izay mila izany. Tonga nandray ireo vary ireo ny filohampirenena Andry Rajoelina ary nanolotra izany ho an’ny vahoakan’i Toamasina izay voalohany hisitraka izany, ny alahady 17 martsa 2019.
- Catégorie : Socials
Dinika nifanaovana tamin’ny praiminisitra maorisiana sady lehiben’ny fitondrampanjakàna any an-toerana no nanokatra ny fandaharam-potoanan’ny filohan’ny repoblika Andry Rajoelina ny 11 Marsa 2019 tao amin’ny lapam-panjakàna misy ny praiminsitra ao Port louis.
- Catégorie : Socials
Le Président Mauricien intérimaire, Paramasivum Pillay Vyapoory a remercié particulièrement le
Président Malagasy Andry Rajoelina du soutien important de Madagascar dans le combat de l’Ile Maurice pour la restitution de l’archipel des Chagos,
- Catégorie : Socials
Considéré comme un hôte de marque à l'occasion de la fête de l'indépendance de l'île Maurice, le président malgache a été reçu avec tous les honneurs. Haie d'honneur et accueil protocolaire lui ont été réservés. En effet, le président de la République Andry Rajoelina est l'invité d'honneur du président mauricien dans le cadre de la célébration du 51è anniversaire de l'indépendance de l'île soeur.