Socials
- Catégorie : Socials
Tsy namela irery ireo fianakaviana tra-pahoriana ny fitondram-panjakana. Omaly, tonga nankahery ireo havan’ireo namoy ny ainy ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA mivady, sy ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta, ary ireo mpiara-miasa amin’ny filoha eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika, teny amin’ny Petit Palais tao Mahamasina . Ny Filoha Andry RAJOELINA no nitondra ny teny fampihononana ho an’ireo fianakavian’ny maty.
- Catégorie : Socials
- Catégorie : Socials
- Catégorie : Socials
Mitohy ny ezaky ny fitondram-panjakana amin’ny ady amin’ny fampiasana ankizy tsy ampy taona. Ho an’i Madagasikara manokana dia mbola olana goavana mitoetra hatrany ny resaka fampiasana ny ankizy tsy mifanaraka amin’ny tokony ho izy. Natokana ho andro iraisam-pirenena ho fanoherana ny fampiasana ny ankizy tsy ampy taona sy ny fampiasana ankizy an-tery ny androany, saingy betsaka ho an’ireo ireo zaza malagasy maro dia mbola tsy voahaja izany zon’izy ireo izany hatramin’izao.
- Catégorie : Socials
Maro amin’ireo olona no misafidy ny ijery fampisehoana rehefa tonga ny alatsinain'ny pentekosta tahaka izao. Betsaka ihany koa ny mpikarakara hetsika aman-danonana sy ireo toerana mety ahitana izany, tamin’ity androany ity.
- Catégorie : Socials
Tontosa teo amin’ny kianjaben’ny Mahamasina ny androm-bavaka iraisam-pirenena. Firaisan’ny fiangonana sy ireo fikambanana kristiana rehetra maneran-tany izy ity, ary fandraisan’andraikitry mpino kristianina amin’ny fampandrosoana ny firenena.