Andry RAJOELINA
- Détails
- Catégorie : Andry RAJOELINA
Hafaliana lehibe ho ahy ny nandraisako ny Papa Syedna Mufaddal Saifuddin, filoha mpitarika ara-panahy ireo mpino Dawoodi Bohra.
- Détails
- Catégorie : Andry RAJOELINA
Le Président de la République Andry RAJOELINA a rencontré l’Administratrice de l'USAID, Samantha POWER ce 19 avril à Washington.
- Détails
- Catégorie : Andry RAJOELINA
Ry Malagasy namako,
Amin'izao andron'ny Paska, hankalazana ny fandresen'i Kristy fahazavana izao no iarahabako antsika rehetra isan-tokantrano.
- Détails
- Catégorie : Andry RAJOELINA
Nanova ny fiainan’ireo zanatsika any Atsimo ny fihinanana ny fanampin-tsakafo « Kapik’Naka ».
- Détails
- Catégorie : Andry RAJOELINA
"Miara-mientana isika manome vahaolana maharitra ho an'ny vahoaka, manome fanantenana ho azy ireo, manome asa ho azy ireo ary mifanome-tanana amin'ny ady amin'ny tsy fanjarian-tsakafo aty Atsimo. »
- Détails
- Catégorie : Andry RAJOELINA
Tsy havelantsika ho raraka an-tany ny ràn'ireo Maritiora nahafoy ny ainy niady hoan'ny Tanindrazana. Tsiahivintsika androany izany ka eto amin'ity toerana mitahiry ny tantaran'ny Firenena eto amin'ny Mausolée, Avaratr'Ambohitsaina ity no nanombohantsika ny fankalazana ny fahatsiarovana ny tolom-panafahan'ny 29 martsa 1947.
Omentsika voninahitra ireo rehetra nijoro ho an’ny Tanindrazana. Tsy nilavo lefona fa nanao sorona ny ainy ho an'ny fahafahana . Mankasitraka ny tolona nataony sy ny fanoloran-tenan’izy ireo ny Firenena. Noporofoin’ireo maherifo ireo fa tsy misy mahatohitra ny firaisankina, ny firaisam-po sy ny firaisan-tsaina.
75 taona aty aoriana, mipetraka ho lovantsika ny fitiavan-tanindrazana sy ny firaisankina.