Amin’izao fahatongavany eto Madagasikara izao dia mampita hafatra ho amin’ny fiadanana sy ny firaisankina ny tenany. Nasehony ihany koa fa talanjona izy amin’ny hatsaran’ny nosintsika ary matoky ny tenany fa firenena afaka handroso noho ny ezaky ny mponina ato aminy i Madagasikara.

Izao fihaonana izao ihany koa ny anamafisako fa iray isika eto Madagasikara, mpirahalahy isika rehetra fa tsy anavahana finoana.