Socials

Miroso ny asa ary efa taza-maso ireo efitrano lehibe ho an'ny trano natokana ho an’ireo bekotro maroholatra, maherifon’ny firenena eto Moramanga.

Efa nigadona tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny Alatsinainy teo ny sambo Pancarana Victory nitondra Vary Tsinjo 25000tonnes. Efa an-dalana ary andrasana ho tonga ao Toamasina ny 7 febroary izao Ihany koa ny sambo faha-8 Momentum Phonix mitondra Vary Tsinjo 10 000tonnes.

Manana adidy miasa mafy sy mamaha olana haingana ary manampy anareo vahoaka ny tompon’andraikitra rehetra isan’ambaratongany.

 

 La circulation sur la Route Nationale 2 est de nouveau opérationnelle depuis ce 26 janvier 2021, après avoir été complètement coupée suite à l'effondrement d'une portion de la route au niveau du PK 108+600 à l'entrée de Moramanga.

 

 Le Président de la République Andry RAJOELINA a effectué une descente dans le Fokontany d'Ankeniheny Ambodirano, District d'Atsimondrano, afin de constater de visu les dégâts causés par les intempéries et porter secours aux familles sinistrées.

 

Maro ny fahavoazana nateraky ny fandalovan’ny rivo-doza Ana teto Madagasikara. Nahitana fahatapahana ny lalam-pirenena ao Moramanga, izay toerana andalovan’ny lalam-pirenena faha-2 ka tapaka tanteraka ny fifamoivoizana .