Politiques

Ankoatr'ireo mety antonantony hafa toy ny kalandriem-pifidianana izay tery tokoa, sy ny ara-tetibola izay toa nanery ny nisian'ny fihodinana faharoa, ary ny tery avy amin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena, dia hita taratra ny firaisankinan'ny CENI (Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny Fifidianana) sy ny HCC (Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana) tamin'iny famoahana voka-pifidianana androany iny.

Mbola RAJAONAH est un opérateur économique plutôt connu dans le domaine du transit. Son surnom Mbola TAFARAY vient de la dénomination de la société de transit qu’il a hérité de son père. Du temps où Hery RAJAONARIMAMPIANINA était président, il a été son conseiller et c’est durant ces 4 ans qu’il a commencé à faire parler de lui à travers les différents business qu’il a entrepris. Business qui l’a propulsé en un rien de temps et faisant de lui l’un des hommes les plus riches du pays.

Nikasa ny hanao fampitahana ny fandaharan’asa IEM sy MAP2 androany ireo mpiofana nivoaka avy ao amin’ny FES. Nangataka ny hanemorana izany ho aorian’ny famoahan’ny HCC na ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny voka-pifidianana ôfisialy anefa aloha ny mpikambana ao amin’ny IEM.


La maison de Mbola Rajaonah, plus connu sous le nom de Mbola Tafaray a été perquisitionnée ce jour dans le cadre des enquêtes effectuées par le BIANCO. Comme ce proche conseiller de Hery Rajaonarimampianina devenu tout récemment un membre du cercle restreint de l’entourage du candidat Ravalomanana, était absent sur les lieux, les préposés à cette perquisition ont été quelque peu limités dans leur travail.

Nitondra ny tatitra tamin’ny fanaraha-maso ny fifidianana filoham-pirenena natao ny 7 novambra teo ny fiarahamonim-pirenena telo tonta izay misehatra amin’izany, dia ny KMF/CNOE, ny Liberty 32 ary ny Justice et Paix androany tetsy Antaninarenina.

Mitombo isa hatrany ireo mpanao politika mahita fa tsy tomombana ny fikirakirana ny valim-pifidianana navoakan'ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena momba ny Fifidianana na ny CENI, ny sabotsy lasa teo. Misy ireo kandidà tsy fantatra anefa nahazo isa ambony raha ny fitarainan'i Roland Ratsiraka, filohan'ny antoko Malagasy Tonga Saina (MTS).