A la une
- Détails
- Catégorie : A la une
Androany 08 janoary 2019.
Namoaka ny didy mikasika ny vokatra ofisialin’ny fifidianana filohampirenena ny Fitsarana Avo Momba ny Lalampanorenana
Nandresy ny safidin’ny maro an’isa. Nahazo filoha vaovao ny Malagasy. Misaotra an’Andriamanitra isika mianakavy fa noho ny fitiavany no nahatanteraka izany. Efa voasoratra avokoa ny zavatra rehetra ka na iza na iza hisakana, tsisy ahasakana ny sitrapon’Andriamanitra, fa tanteraka ny sitrapony ankehitriny.
- Détails
- Catégorie : A la une
La Haute Cour Constitutionnelle (HCC), par la voix de son président Jean Eric Rakotoarisoa, a proclamé ce mardi 8 janvier 2019 dans l’après-midi le nom du tout nouveau Président de Madagascar, élu à l’issue du deuxième tour de l’élection présidentielle qui s’est déroulée le 29 décembre dernier en la personne d’Andry Rajoelina, qui a déjà mené dès le premier tour.
- Détails
- Catégorie : A la une
Voka-pifidianana vonjy maika, fifidianana filoham-pirenena 2018 – Fihodinana faharoa.
Mpifidy voasoratra anaty lisi-pifidianana : 9 913 599.
Tonga naneho ny safidiny : 4 767 697 (48,09%).
Vato manankery : 4 648 086.
Vato maty : 78 465.
Vato fotsy : 41 146.
Rajoelina Andry Nirina : 2 587 035 (55,66%).
Ravalomanana Marc : 2 061 051 (44,34%).
- Détails
- Catégorie : A la une
Isaorako ny CENI sy ireo andrim-panjakana ary ireo rehetra niara-nisalahy nahatontosa iny fifidianana iny. Tonga eo amin'ny kihon-dalana hanova ny tantarany i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy saingy tsy maintsy mbola handrasantsika amim-pitoniana sy amim-pahendrena tanteraka ny fanapahan'ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana.
- Détails
- Catégorie : A la une
Am-pitiavana no anomezako fotoana anareo ny Alahady 16 Desambra 2018 eo amin'ny Gara Soarano amin'ny 10 ora maraina. Hiara hanao diabe volom-boasary isika, hamakivaky an'Antananarivo hizara fitiavana, haravona sy fanantenana.
- Détails
- Catégorie : A la une
Dimanche dernier de 20 à 22 heures, les deux finalistes de l’actuelle élection présidentielle Malagasy se sont affrontés verbalement à la radio et à la télé, en présence de deux journalistes de la radiotélévision publique nationale (Rnm et Tvm), de représentants de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), des partisans des deux candidats et d’autres invités.