A la une

Filankevitry ny minisitra ny 08 aogositra 2020

 Nanome toromarika manokana ny Filoham-pirenena nandritra ny filan-kevitry ny minisitra, ny 5 Aogositra 2020, ny hanamafisana ny lamina atao amin’ny fizarana ireo vatsy tsinjo andiany faharoa ho entina miatrika ity valan’aretina ity ho an’ireo distrika miisa 13 manerana ny Nosy, miampy an’Antananarivo Renivohitra sy Atsimondrano, Avaradrano ary Ambohidratrimo.

Filankevitry ny minisitra ny 25 jolay 2020

Décret prolongeant l'état d'urgence sanitaire le 25 juillet 2020

Filankevitry ny minisitra ny 11 jolay 2020

Décret prolongeant l'état d'urgence sanitaire le 11 juillet 2020