Am-pitiavana no anomezako fotoana anareo ny Alahady 16 Desambra 2018 eo amin'ny Gara Soarano amin'ny 10 ora maraina. Hiara hanao diabe volom-boasary isika, hamakivaky an'Antananarivo hizara fitiavana, haravona sy fanantenana.


Ho ataontsika makotrokotroka ny fiarahana ! Hanakoako manerana an'i Madagasikara ny firaisan-kinantsika.
Diabe hiainga ary hiroso hatrany amin'ny fandresena.

FA NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA.