Andry RAJOELINA

Nos femmes artisanes sont talentueuses.

Sampandraharaham-panjakana manakaiky vahoaka, miasa ho an’ny vahoaka ary miady amin’ny kolikoly - Dingana lehibe mankany amin’izany no tontosa ankehitriny amin’ny nametrahana ity ivon’ny torohay « IVOTORO » ity.

Isan’ireo goavana indrindra eto amin’ny faritry ny ranomasimbe indiana ity ozinina famokarana lafarinina tokanana androany eto Toamasina ity.

Mankasitraka sy mankahery ny Barea niaro ny voninahi-pirenentsika. Afaka mirehareha i Madagasikara ankehitriny. Mitohy ny dia: Alefa ho amin'ny CAN2022!

Miantomboka ankehitriny ny fanatanterahana ny tetik'asa Miami eto Toamasina.

Ity lalana manamorona ny ranomasina, boulevard Ratsimilaho ity no maha Toamasina, tanana amorontsiraka an’i Toamasina hatrizay.