Andry RAJOELINA

 
Misy ny ratsy, misy ny tsara

 Hiverina eto an-tanindrazana tsy ho ela, ho tahirim-bakom-pirenena ireo vakoka mitahiry ny tantarantsika, izay natao lavanty tany Londres androany tolakandro.

Un honneur d’avoir participé à la 14ème session extraordinaire de la Conférence des Chefs d’État et de gouvernement de l' Union Africaine

Ny fanabeazana no fototra entintsika mampandroso ny firenena. Kolokolointsika ireo zanatsika satria izy ireo no hoavin’ity firenentsika ity.

Isaky ny 20 novambra no hankalazaina ny andro iraisampirenena hoan'ny ankizy.

Ifotaka - Faritra Anosy
Araka ny teny hoe : « omeo harato ny oloko mba hivelona fa aza omena trondro fotsiny ».