Politiques
- Détails
- Catégorie : Politiques
Communiqué-PCENI du 12 mars 2020
- Détails
- Catégorie : Politiques
Ceni : COMMUNIQUE
- Détails
- Catégorie : Politiques
Ceni : Fanambarana
- Détails
- Catégorie : Politiques
Niaiky ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana fa avy eo anivon’izy ireo no nanatonga ny fahadisoana nisiana laharana karapanondro mitovy tanaty lisi-pifidianana. Volana maro no nanomanana ny fifidianana ary vola aman-tapitrisa dolara no nomena teo am-pelatanan’ny CENI hikarakarana ireo fifidianana nisesy, nisy ihany anefa ny tsy fahatomombanana.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Napetraka sy nampahafantarina ireo minisitra vao nandray ny asany ihany koa ny Politika ankapoben’ny fitondram-panjakana sy ny fomba fiasa eo anivon’ny governemanta izay nanamafisan’ny Filoham-pirenena ny tanjona napetrany ao anaty IEM.
- Détails
- Catégorie : Politiques
Taorian’ny fanendrena ireo minisitra ao amin’ny governemanta, niatrika ny filan-kevitry ny minisitra voalohany izy ireo.
Nametrapetraka ny dinidinika sy ny fandaharanasa rehetra andrasana
amin’ireo minisitra rehetra ny Filoham-pirenena sy ny Praiminisitra.