Art et culture
- Détails
- Catégorie : Art et culture
Ora sisa no isaina, dia hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny Kermesin’ny foloalindahy malagasy, etsy Betongolo, eo amin’ny kianjaben’ny tafika. Haharitra 4 andro ny kermesy, izay amin’ny endriny vaovao, ahitana ireo karazan-dalao malaza maro entina hampiravo sy hampialavoly ny mpianakavy.
- Détails
- Catégorie : Art et culture
Hanomboka ny zoma ho avy izao ny « Podium goavam-be » etsy amin’ny Place RALAIMONGO Analakely anatin’ny fankalazana ny fiverenan’ny fahaleovantena. Isan’andro hanomboka amin’ny 5 ora sy sasany hariva ary tsy hitsahatra raha tsy amin’ny 7 ora sy sasany hariva ny « Grand Podium ».
- Détails
- Catégorie : Art et culture
Nanatanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tao amin'ny fiangonana Anatirova, ny Filohan'ny Repoblika sy ny governemanta tarihan'ny Praiministra.
Ho fametrahana ny fikasana rehetra amin'ny fitantanana ny firenena eo am-pelatanan'Andriamanitra no anton'ny fotoam-pivavahana, araka ny tenin'ny filohan'ny Repoblika hoe "ny finoana tsy arahina asa dia zava-poana".
- Détails
- Catégorie : Art et culture
Les forces de l’ordre, l’administration et même le système judiciaire à Morondava se montrent impuissants pour réprimer les trafiquants de bois de palissandre au niveau local. La forêt de Menabe Antimena est à la merci des trafiquants qui agissent en toute impunité. Il s’agit d’une aire protégée d’une superficie de 12 500 ha située à 60 km au nord de la capitale de Menabe,