Socials

Lors de la réunion de travail avec une délégation conduite par M. Alain Mérieux, président de la Fondation Mérieux,  ce 07 janvier 2020 au Palais d’État d’Ambohitsorohitra, les voies de collaboration avec le Groupe Nutriset, dont la Fondation Mérieux est actionnaire, ont été abordées. Pour répondre rapidement aux besoins spécifiques de Madagascar,

 Tery ny tanàna tsy afaka miaina ao anatin’ny fiainana mahafa-po azy ny tsirairay eto an-drenivohitra, indrindra rehefa fotoam-pahavaratra toy izao.

  Raha jerena amin’ny fo tsy miangatra ny zava-misy eto Antananarivo,  feno trano eny fa na dia eny ambony tatatra fivohan’ny rano aza dia misy manorina. Tsy mahagaga rehefa fotoam-pahavaratra toy izao raha dibo-drano ny tanàna. Mikorontana ary tsy azo iainana intsony eto Antananarivo.

Tomban’ny fandaniana, izay no hiantsoana ilay tolotra vaovao ho fisorohana ny fitambaran’ny fandanian’ireo mpanjifa ka mampidangana ny vidin-jiro sy Rano. Am-polony maro tokoa mantsy ireo olona nitaraina tato ho ato mahakasika izay resaka fidanganan’ny facture izay, ka antony nametrahana izao paikady manokana izao.  Ireo mpanjifa tsy nahazoana mariky ny fandaniana na ny “Index” no voakasik’ity tolotra ity, raha ny fanazavana voaray avy amin’ny tale ara-barotry ny Jirama, Thierry Ramangasoavina. Raha ny fanazava’ity farany, hampiharina avy hatrany ny tomban’ny fandaniana tao anatin’ny  telo volana farany raha toa ka tsy tratra an-trano ny mpanjifa iray ka tsy nahazoana “index”.

Mihatra avy hatrany manomboka amin’ity volana  janoary ity io tolotra hoan’ny mponina eto Antananarivo, raha ny fanazavana hatrany, ary hiparitaka manerana ireo faritra maro hafa toa i Toamasina, Mahajanga sy Antsiranana ato anatin’ny telo volana voalohany ity taona 2020 ity. Mialohan’ny faran’ny volana jona kosa no hiatra manerana ny tanàna rehetra hiasan’ny Jirama eto Madagasikara.

Andoniaina MARTINA

 

 

 

Comme chaque année, le Président Andry Rajoelina, accompagné de son épouse Mialy Rajoelina et ses trois enfants, se sont joints aux milliers de fidèles du Village Akamasoa pour célébrer la fête de la nativité. Le Président de la République et sa famille ont assisté à la messe de Noël présidée par le Père Pedro Opeka à Manantenasoa ce 25 décembre 2019.

Après avoir distribué des cadeaux dans la nuit du 23 décembre à Antaninarenina, le Président de la République a continué de partager des instants de joie et d’entraide à l’endroit de la population. Ainsi la veille de la fête de la nativité, le Président Andry Rajoelina et son épouse se sont rendus au chevet des enfants admis au sein des services pédiatriques du Centre Hospitalier Universitaire Joseph Ravoahangy Andrianavalona et del’Hôpital Militaire de Soavinandriana.

La Banque Mondiale a approuvé ce  16 décembre 2019 au Palais d’État d’Ambohitsorohitra  l’allocation de 50 millions de dollars pour appuyer les politiques de gestion des risques de catastrophe à Madagascar. Cet appui budgétaire est assorti d’une option de tirage différé en cas de catastrophe (Cat DDO), fournissant un financement immédiat aux pays en cas de catastrophe naturelle. Ce don s’accompagne également d’un cofinancement de 11,7 millions de dollars de l’Agence française de développement (AFD), consenti par l’Association internationale de développement (IDA).