Socials

Taorin'ny fifampidinihana teo amin'ireo tompon'andraiki-panjakana mahefa teto Mahajanga ny 6 martsa, nanamarika ny tao amin’ny fiadidiana ny faritra fa ny « variant sud-africain dia tsy hitan'ny test kanefa mahafaty ao anatin'ny fotoana fohy

⭕ Isan'ny nanaovana fitiliana 528
⚠ Tranga vaovao: 165

🔴 Tranga vaovao 137 tamin'ireo 382 nanaovana fitiliana.
🔴 Tranga vaovao 294 tamin'ireo 1204 nanaovana fitiliana.
Analamanga 174

Isan'ny nanaovana fitiliana: 972
Tranga vaovao: 270

⭕ Isan'ny nanaovana fitiliana: 755
⚠ Tranga vaovao: 162