Tsy azoko natao ny nijery fotsiny ny fahasahiranana sy ny zava-manjo ireo vahoaka noho ny loza ara-boajanahary izay nitranga tany amin'ny tapany avaratry ny Nosy. Izany indrindra no nandefasako iraka manokana tany Ambilobe izay notarihan'ny Solombavambahoaka Jocelyne Maxime nanao vonjy rano vaky nitondra fanampiana sy ahafahana manamora ny fahasahiranan'ireo vahoaka.

Mankahery sy miray fo tanteraka amin'izy ireo aho.