Nanao fanambarana ny amin’ny fanohanana ny kandidà Andry Rajoelina, laharana faha-13 ny antoko Leader Fanilo omaly.
Nanambara ity antoko fa fanapahan-kevitra noraisin’ny antoko taorian’ny fampitahàna sy fandinihana ny vinan’asa entin’ny kandida roa amin’izao fihodinana faharoa izao. Resy lahatra ny antoko rah any nambaran’i Toto Alphonse fa ny vina nentin’ny kandida Andry RAJOELINA no afaka hampandroso an’i Madagasikara.
Setra RANDRIANASY