Androany, olona efatra no vosambotry ny teo anivon’ny polisim-pirenena sakelika faha-4. Voalaza fa voarohirohy tamina resaka halatra fiara SPRINTER teny Mahamasina izy ireto, ny 31 aogositra lasa teo.
Atolotra ny fampanoavana avy hatrany raha vao tontosa ny famotorana.
Tiavina