A la une

« C’est une promesse solennelle que je fais aujourd’hui afin de sortir le Grand Sud de la pauvreté. C'est grâce à cet engagement inédit, aux efforts communs que nous allons changer le destin du Grand Sud de Madagascar », a affirmé le Président de la République en clôturant ce colloque déterminant l'avenir de l'Anosy et de l'Androy. Colloque qui s’est tenu les 11 et 12 juin 2021 à Taolanaro.

Le Président Andry Rajoelina a entamé sa tournée dans la région Ihorombe, ce 20 mai 2021, par l’inauguration d’une BOA de l’Armée à Iakora. Cela s’inscrit dans la concrétisation de son Velirano n°1 qui consiste à faire de la paix et la sécurité une priorité.

Mbola mitohy mandritra ny 15 andro manomboka ny 16 Mey 2021 ny amehana ara-pahasalamana raha ny tapaky ny Filankevitry ny minisitra.
Araka izany, ireto ny fepetra vaovao hiatra manomboka ny 17 Mey :

Nampahafantarina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra natao ny 12 Mey ny fanatanterahana ny toromariky ny Filoham-pirenena amin’ny handraisana mpiasam-panjakana amin’ny alalan’ny « fifanarahana ara-kasa manokana » izay hamaritana ny asa andrasana aminy, ny tamberin’andraikitra iantsorohany, ny toerana iasany, ny fe-potoana hiasany, ary koa ny sazy hihatra aminy raha tsy manatanteraka ny fifanarahana araka izay voasoratra.

Na mitohy mandritra ny 15 andro manaraka aza ny amehana ara-pahasalamana dia miverina any an-tsekoly ireo mpianatra hiatrika fanadinam-panjakana manomboka ny 3 Mey, izany hoe ireo hanomana ny fanadinana hakana ny diplaoma CEPE, BEPC ary BACC.

Nanamafy ny filankevitry ny minisitra natao ny 28 aprily 2021 fa ny fanjakana irery ihany no afaka manafatra vakisiny enti-miady amin’ny valan’aretina Covid 19 saingy azo tanterahana kosa ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina amin’izany fanafarana izany.