Zana-kazo maherin'ny ROA ALINA SY IRAY TAPITRISA (1.200.000), Faritra Antsinanana
Arahabaina sy ankasitrahina ny DREDD na Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy Fampandrosoana lovain-jafy Atsinanana amin'ny fahavitána zana-kazo maherin'ny ROA ALINA SY IRAY TAPITRISA (1.200.000).
Ezaka lehibe no nahavitàna izao. Ka amporisihina ny olom-pirenena jiaby mba hamita ny adidiny. Isika sisa no andrasana.
Tongava mamita adidy. Zana-kazo zaraina maimaim-poana volenao amin'ny taninao.
Apetraho ny fanamby 2021 mba hambolenao kakazo betsaka indrindra.
"Madagasikara rakotra ala no tanjona".